SAO DE MBA HAHASOA ANAO ITY

Nampidirin'i iaboba | 8 Apr, 2008
Ny ranontantely indray dia 500 g. Ampifangaroina amina toaka (toaka gasy, rhum , whisky) 2 sotro lehibe 
ary Vinaigre 1 sotro lehibe. Ampifangaroina tsara. 
Sotroina amin'ny maraina vao mifoha (mbola tsy misasa sy mihinana) 1 sotro lehibe.
 Dia tahaka izay koa mandritra ny andro intelo, inefatra.
 Manome hery izy ity, manadio ny rà, manatsara ny maso, ny fandrenesana,respiration, 
mitsabo ny asthme, vavony, traitement des cheveux, nify, articulation, tazo (prévention). 
Ny anaovana azy roa ireto dia mialohan'ny sakafo mandrakariva mba ho efficace.
Ireo ary no izy ka dia ampitao amin'izay mety mila azy. 
Aleo manao ity méthode naturelle ity toy zay lany vola be amin'ny fanafody chimiques nefa ny effets secondaires mbola raharaha be.
 Ny mahatsara azy ty de na olona salama aza dia afaka manao azy satria sady prévention ilay izy.
Mazotoa ary é!