This entry was posted on 13 Martsa, 2008 12:42 and filed under Ankapobeny .
hé hé voatagy iray ho avy koa ity... Aza ela fikenona moa fa efa sasa-miandry hanao connaissance izahay e ! Mety r'ise a. Goooo !
tongasoa eto amin'ny blaogy dia ... miandry an'ilay sekrie ee ! dia miandry ny post manaraka rehetra koa :)
salama iaboba a! Tsisy mahatezitra mits 'ka. Faly aza satria mba nahavita nanoratra ianao 'ko.
Dia miandry e! raha sendra misy olana dia eto ihany zahay hanampy e!
(iaboba moa [ho an'ny tsy mahalala] dia isan'ny notageko)
Dia miandry izahay ry Iaboba à!
hé hé
Nampidirin'i ikalamako 13 Mar 2008, 14:00voatagy iray ho avy koa ity...
Aza ela fikenona moa fa efa sasa-miandry hanao connaissance izahay e ! Mety r'ise a. Goooo !
tongasoa eto amin'ny blaogy dia ... miandry an'ilay sekrie ee ! dia miandry ny post manaraka rehetra koa :)
Nampidirin'i pissoa 13 Mar 2008, 15:29salama iaboba a!
Tsisy mahatezitra mits 'ka. Faly aza satria mba nahavita nanoratra ianao 'ko.
Dia miandry e! raha sendra misy olana dia eto ihany zahay hanampy e!
(iaboba moa [ho an'ny tsy mahalala] dia isan'ny notageko)
Nampidirin'i Tokinao 13 Mar 2008, 22:21Dia miandry izahay ry Iaboba à!
Nampidirin'i DadaRabe 15 Mar 2008, 16:15