Voatag n'i TOKY ny tenanay

Nampidirin'i iaboba | 18 Mar, 2008

Manao ahoana daholo ndray aloh , tsy be tsiambaratelo moa izahay fa tratra de zay :

1-     Ny hoe IABOBA aloh de anaran’ny nounourse n’ny zanako leiz ie boubà fa tsy mahay miteny tsara iz de lasa io iaboba io

2-     Zah aloh de tsoriko eto fa ol kizitina sady masika, fa kosa tena hentitra koa, Ny rehefa zay de izay  hoy dadanay zay oe « refa atao de atao, refa tsy atao de tsy atao », tsy tia miovaova hevitra

3-     Kristianina, mino an’Atra Ray

4-     Tsy mety amiko manome fanafintohinana ho an’ny hafa satri tsy te homen’ny olona fanafintohinana za

5-     Manana faharetana amin’ny atao

6-     Tsy tia paoma hatrany akibondreniko aho, tsy tia saka, alika  tsy tia biby e!

7-     Ny mafinaritra ahy de ny  mifananihany amin’ny namana ato amin’ny serasera, mijery télé, mampilalao ankizy

Izay ry zareo ny momba ahy marina daholo ireo fa tsy noforonina saika hadino fa vehivavy za ,fa tsy maninona na atao less aza .

Tsy mbola nahita ol ho taggé-na fa I Tiatsiky zao no tratrako teo.

Bye daholo eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

15 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Voatag n'i TOKY ny tenanay"

  1. misaotra sy faly mahafantatra an'i iaboba e !
    Tena mitovy longueur d'onde izany ianao sy sipagasy amin'ilay resaka biby, hihihi

    Nampidirin'i ikalamako 18 Mar 2008, 10:28
  2. sipagasy: samy tsy ti biby hono isika sy ianao , zany ve! ataoko oe de zah irery mantsy .efa saika maty nokaikerin'ny biby za tam mbola kely, am izao aza na de lalitra, vitsika ... de mibindana be za raha vao ipetahany, izany no tsy itiavako saka sy alika satri misy bibikely hanaikitra ahy reny.

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 10:47
  3. misaotra iaboba a
    ary faly mahafantatra

    Nampidirin'i news2dago 18 Mar 2008, 11:19
  4. mampme be indray ilay hoe tsy tia paoma hatrany an-kibon-dreniko!!

    faly mahafantatra e

    Nampidirin'i ikalakely 18 Mar 2008, 13:22
  5. ikalamako, ka izaho anoe matahotra ny ho voarangotss e! aleoko tonga dia mihataka hihihihi

    Faly nahafantatra ry baboba ann

    Nampidirin'i sipagasy 18 Mar 2008, 13:42
  6. dia ialana tsiny aloha fa tsy afaka hi-inviter anareo mitsà aty antranonay aho fa ny ahy saka 4, donc tongotra 4 x 4 = 8 misy griffes, grrrr !
    hihihi

    Nampidirin'i ikalamako 18 Mar 2008, 14:06
  7. ikalakely:tena marin'izany satri fotoana fahavokaran'ny paoma no bevokahy mamanay de tena sorena be hono iz mahita paoma ary mando mints az, tsy ninana paoma iz raha tsy efa nisara-nono taminy aho.De za no lasa tsy tia refa lebe, amin'izao aza de mivily lalana za refa mandalo mpivaro-boakaz misy paoma, de tsy tiako fotsiny izao ary de mbola tsy fantatro ny tsiron'ny paoma satri tsy mieritreritra akory ny hanandrana az za, de zay.

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 14:33
  8. ikalakely: ampanaovy gant le saka de tonga any zay sy sipagasy hi hi hi

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 14:36
  9. ikalamako mantsy fa tsy ikalakely le hoe asio gant ny sakapiso, ny taina samy taina mo ka ny anaranareo mitovy2

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 14:39
  10. niagnaia ra Toky tsa hita ateto ateto, ao madina vare?

    Nampidirin'i iaboba 18 Mar 2008, 14:42
  11. Iaboba> tsy tia paoma ?
    Mahatsiaro ny adisoan'i Eva tao an-tsahan'ny edena ?
    Dia veloma ao amin'ilay nounours ao ary é!

    Nampidirin'i DadaRabe 18 Mar 2008, 16:17
  12. Ny paoma anie tsy biby ry Iaboba e !

    hi hi - mananihany aho fa faly mahafantatra e !

    Nampidirin'i pissoa 18 Mar 2008, 21:58
  13. Marina ny anao @ le paoma e. Io ilay zavatra napiasain'i Eva handatsahana an'i Adama ;-)

    Nampidirin'i simp 18 Mar 2008, 22:53
  14. Tena tsy ti pôma marina anie io iaboba io ry reto e! fa nenà ndray tsisy idiran'ny pôma sy saka fa de tsa misy mi tagy mihitsy oa ia! tena kamo be ià ndeko hanoratsa eto.
    De tena tsa hita ateto ateto tokoa any i tokinao? Fa niagnaia?

    Nampidirin'i tiatsiky 19 Mar 2008, 13:12
  15. iaboba > ito ihany ô! tsa de afaka namangy loatsa tatoato e

    Nampidirin'i Toky 20 Mar 2008, 21:56