- Ny menaka tournesol dia alona ao ambava mandritra ny 15 à 20 minutes.
Aloa rehefa avy eo, tsy atelina mihitsy.
Rehefa aloa dia tokony ho fotsy be tahaka ny ronono.
Amin'ny maraiana vao mifoha no anaovana azy.
Tsy mbola misasa sy mihinana.
Dia azo atao koa mandritra ny andro, indroa , intelo.
Ireto ny aretina tokony ho afany: aretin-doha, bronchites, aretinify, phlébites,
aretin'ny rà sy ny lalan-drà, arthrose, paralysie, eczéma, aretim-bavony,
aretin'ny tsinay, troubles du coeur et des reins, encéphalites,
troubles gynécologiques Miaro ihany koa izy (prévention) amin'ny cancers,
maladie des nerfs, des poumons et du foie, tahaka izay ihany koa ny areti-torimaso.
Manampy ihany koa amin'ny effets secondaires vokatry ny fihinanana fanafody (chimiques).
Tsy misy effets secondaires ny menaka tournesol.
Mazotoa ary é!
Tsy te-hihinankinam-poana aho e ! Omeo ahy ny ressources scientifika nahazoana io ! Dia avy eo aretin-kibo no tonga matetika, in-3 isan'andro ? ODRYYYYY !
Nampidirin'i Bla-bla 08 Apr 2008, 16:28Misaotra e!
Ra tsy madiso tokoa dia lazalazao ny nangalànao ity torohevitra tsara be ity.
Nampidirin'i haay 08 Apr 2008, 21:31ary mahafaka hemoroïda ve
Nampidirin'i Rafotsibe 08 Apr 2008, 21:36Corres ko avy any Italy zay no nandefa io tamiko, Malagasy iz, de mba zaraiko aminareo koa na de juste ho fampahafantarana fotsiny aza
Nampidirin'i iaboba 09 Apr 2008, 10:46Misaotra mizara Iaboba à!
Dia anjaran'ny tsirairay ny manaraka na tsy manaraka é!
Aoka fotsiny hieritreritra tsara daholo fa saro-pady ny fahasalamana.
Nampidirin'i DadaRabe 11 Apr 2008, 02:48