Voatag n'i TOKY ny tenanay
Nampidirin'i iaboba | 18 Mar, 2008Manao ahoana daholo ndray aloh , tsy be tsiambaratelo moa izahay fa tratra de zay :
1- Ny hoe IABOBA aloh de anaran’ny nounourse n’ny zanako leiz ie boubà fa tsy mahay miteny tsara iz de lasa io iaboba io
2- Zah aloh de tsoriko eto fa ol kizitina sady masika, fa kosa tena hentitra koa, Ny rehefa zay de izay hoy dadanay zay oe « refa atao de atao, refa tsy atao de tsy atao », tsy tia miovaova hevitra
3- Kristianina, mino an’Atra Ray
4- Tsy mety amiko manome fanafintohinana ho an’ny hafa satri tsy te homen’ny olona fanafintohinana za
5- Manana faharetana amin’ny atao
6- Tsy tia paoma hatrany akibondreniko aho, tsy tia saka, alika tsy tia biby e!
7- Ny mafinaritra ahy de ny mifananihany amin’ny namana ato amin’ny serasera, mijery télé, mampilalao ankizy
Izay ry zareo ny momba ahy marina daholo ireo fa tsy noforonina saika hadino fa vehivavy za ,fa tsy maninona na atao less aza .
Tsy mbola nahita ol ho taggé-na fa I Tiatsiky zao no tratrako teo.
Bye daholo eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee