NY MENAKA TOURNESOL

Nampidirin'i iaboba | 8 Apr, 2008
- Ny menaka tournesol dia alona ao ambava mandritra ny 15 à 20 minutes.
 Aloa rehefa avy eo, tsy atelina mihitsy. 
Rehefa aloa dia tokony ho fotsy be tahaka ny ronono. 
Amin'ny maraiana vao mifoha no anaovana azy. 
Tsy mbola misasa sy mihinana. 
Dia azo atao koa mandritra ny andro, indroa , intelo.
 Ireto ny aretina tokony ho afany:  aretin-doha, bronchites, aretinify, phlébites, 
aretin'ny rà sy ny lalan-drà, arthrose, paralysie, eczéma, aretim-bavony,
 aretin'ny tsinay, troubles du coeur et des reins, encéphalites, 
troubles gynécologiques Miaro ihany koa izy (prévention) amin'ny cancers,
 maladie des nerfs, des poumons et du foie, tahaka izay ihany koa ny areti-torimaso. 
Manampy ihany koa amin'ny effets secondaires vokatry ny fihinanana fanafody (chimiques).
 Tsy misy effets secondaires ny menaka tournesol.
Mazotoa ary é!